auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-27 10:11:59 -05:00 committed by root
parent e016ac6902
commit 022d9393b7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Mivavaka aho mba hipetraka agnatinny fonareo aminny finoana Kristy, mba hifikitra sady hiorina aminny fitiavany anareo. \v 18 Hahazo hery anie anareo ka hahatakatra, miaraka aminiary zareo mpino maro be, ny sakany, ny halavany, ny hahavony, mbanny halalignany, \v 19 sady mba hahalala ny fitiavan Kristy, zegny amboninny fahalalana maro be, ka mba fenonny fahafenoanAndriamanitra maro anareo.
\v 17 Mivavaka aho mba hipetraka agnatinny fonareo aminny finoana Kristy, mba hifikitra sady hiorina aminny fitiavany anareo. \v 18 Enga anie de hahazo hery anareo ka hahatakatra, miaraka aminny mpino maro be, ny sakany, ny halavany, ny hahavony, mbanny halalignany, \v 19 sady mba hahalala ny fitiavan Kristy, zegny amboninny fahalalana maro be, ka mba fenonny fahafenoanAndriamanitra maro anareo.