-x-antambahoaka_eph_text_reg/06/14.txt

1 line
364 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-17 20:42:10 +00:00
\v 14 Ka amin'izany, de mijoroa ndreka avy magnano gny fehinkibo ho fahamarinana mban'ny fiarovan-tratra ho fahitsiana anareo.\v 15 De kara ny kiraro amin'ny tongotranareo de apetay ny fahavognonana hitory filazantsaran'ny fihavanana.\v 16 Amin'ny raha marobe de tano ny finôna ho ampinga, mba ahafanareo manohitra ny zana-tsipika mirehitra afo alefan'ny ratsy.