-x-antambahoaka_eph_text_reg/04/04.txt

1 line
310 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-16 19:59:25 +00:00
\v 4 Raika my ny vatagna de raika my koa ny Fanahy, kara ny nagnangizana anareo tamin'ny fanantenanan'ny fagnangizana anareo my koa.\v 5 De raika koa ny Tompo, raika ny finoana, raika ny batisa,\v 6 sady raika my koa Andriamanitra sy ny Aban'ny marobe, zay ambonin'ny raha marobe sady ao amin'ny raha marobe.