-x-antambahoaka_eph_text_reg/03/10.txt

1 line
303 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-27 15:11:59 +00:00
\v 10 Nampafantarina taminny fiangonana io fandaharana io mba hatonga ny mpanapaka mbanny manam-pahefana an-danitra agny hahafantatra ny toetra maro aminny fakantenAndriamanitra. \v 11 Nitranga araka ny fandaharana mandrakizay ndregny tanterakany taminny Kristy Jesôsy Tompontsena izany.