-x-antambahoaka_eph_text_reg/03/06.txt

1 line
342 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-27 15:11:59 +00:00
\v 6 Io marina misitrika io de mizaka fa ny Jentilisa de mpiara-mandova, de mpiara-miombogna aminny vatagna, sady mizara ny fampagnantegnana amini Kristy Jesôsy avy aminny filazantsara iary zareo. \v 7 Fa nanjary mpanomponio filazantsara io aho taminny fahasovanAndriamanitra nomena anaha avy taminny fiasanny heriny.