-x-antambahoaka_eph_text_reg/03/03.txt

1 line
469 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-27 15:11:59 +00:00
\v 3 Manoratra araka ny fagnambarana nampahafantarina anaha aho. Izany no marina misitrika momba ny raha nisoratako bitabitaka taminareo. \v 4 Ndreka mamaky anizany anareo, de afaka hahafantatra ny fomba fazahoako ny marina misitrika io. \v 5 Taminny taranaka hafa de natao fantanny zanakolombelona io marina io. Fa aminizao koza io de nizakaina taminny alalan'ny Fanahy aminny Apostoly mbanny mpaminany zegny efa voatokana aminity asa ity.