Noho izany, de engay ny afetsy, de ny tsirai-draika aminareo mba hizaka ny marina amin'ny akamany aby, satria samy agnisany rantsagnan'iary zareo marobe antsena. Mivignira fa aza manota. De aza avela ho tratran'ny masoandro mody ny havigniranareo. Sady aza magnome lalana ho an'ny devoly.