-x-antambahoaka_eph_text_reg/04/04.txt

1 line
313 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-16 20:13:18 +00:00
\v 4 Raika my ny vatagna de raika my koa ny Fanahy, kara\v 5 ny nagnangizana anareo tamin'ny fanantenanan'ny fagnangizana anareo my koa. De raika my koa ny Tompo, raika ny finoana, raika ny batisa,\v 6 sady raika my koa Andriamanitra sy ny Aban'ny marobe, zay ambonin'ny raha marobe sady ao amin'ny raha marobe.