-x-antambahoaka_eph_text_reg/05/15.txt

1 line
208 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-01-14 08:27:08 +00:00
\v 15 Mitandrema amin'ny fomba fiaignanao _ tsy kara ny foka fa kara ny kanty. \v 16 Ararôty ny fotôna satria zao andro zao de ratsy.\v 17 Nony zany, aza misarifoka, fa diniho hoe ino ny sitrapon'ny Tompo.