-x-antambahoaka_eph_text_reg/05/13.txt

1 line
253 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-01-14 08:27:08 +00:00
\v 13 Fa ndreka hazavain'ny fahazavana ny raha raika, de manjary mibaribary.\v 14 Ka ny raha maro be zay mibaribary de fahazavana. Nony zany de voazaka hoe: "Mifohaza, anao zay mandry, sady mitsangàna amin'ny plasin'ny maty, de hampazava anao Kristy."