-x-antambahoaka_eph_text_reg/04/20.txt

1 line
342 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2019-11-22 12:33:25 +00:00
\v 20 Fa tsy mba karan'izany ny fomba nianaranareo ny mikasikan'i Kristy.\v 21 Inoako fa naregny ny mikasika an'Azy anareo, sady nampianarina tamin'Azy, satria ny fahamarinana de ao amin'i Jesôsy.\v 22 Nampenarina anareo mba hagnary ny fomba fiaignanareo taloha, mban'ny toetra taloha. De ny toetra taloha zay niraten'ny fitaky ny filany.