-x-antambahoaka_col_text_ulb/02/20.txt

1 line
371 B
Plaintext

Na maty niaraka tamin'i Kristy anareo tamin'ny endrikan'izao tontolo izao, nagnino arika anareo miaigna karan'ny voatery amin'ny tany: "Aza mihodigna, aza magnandragna, sady aza mikasika?" Izany raha marobe izany de ho fahalovana, magnaraka ny torolalana mban'ny fampenaran'olombelona. Io fitsipika io de managna fahakantenan'ny fomba fivavahana, ny fagnetren-tegna zay