Thu Oct 24 2019 15:39:16 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 15:39:17 -04:00
parent 57a031b833
commit ed7b55dc28
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Efa regninay ny finoanareo an'i Kristy Jesôsy mbàn'ny fitiavana izay anagnanareo ho an'ny zegny voatokana ho an'Andriamanitra. Managna an'ny fitiavana izany anareo avy amin'ny fagnantegnana aazo antoka ho anareo agny an-danitra. Regninareo ny mikasika an'io fagnantegnana azo antoka io talohan'ny zaka amin'ny fahamarinana, ny filazantsara, tonga aminareo.
Efa regninay ny finoanareo an'i Kristy Jesôsy mbàn'ny fitiavana izay anagnanareo ho an'ny zegny voatokana ho an'Andriamanitra. Managna an'ny fitiavana izany anareo avy amin'ny fagnantegnana aazo antoka ho anareo agny an-danitra. Regninareo ny mikasika an'io fagnantegnana azo antoka io talohan'ny zaka amin'ny fahamarinana, ny filazantsara, tonga aminareo. Ity filazantsara ity de mitondra vokatra maro magneragna an'izao tontolo izao. Izany de efa nagnano an'izany taminao