Thu Oct 24 2019 17:01:19 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:01:20 -04:00
parent 35f9157f49
commit ed34dddd88
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny fotoana raika, ianareo koa de vahiny tamin'Andriamanitra sady fahavalony tan-dohany sy tamin'ireo asa ratsy. Fa amizao Izy no nampihavana anareo tamin'ny vatagny manontolo tamin'ny alalan'ny fahafatesana. Namboariny izany mba hagnavotra anareo ho masina, tsy hanam-pondro eo anatrehany, sady nanala baraka Azy noho ny fagnaratsiana, ndreka manohy amin'ny finohana anareo, de aza mihataka amin'ny fanantenana mahatoky ny filazantsara zegny regninareo. Ity no filazantsara zay nizakaina tamin'ny olona marobe
\v 21 \v 22 \v 23 Tamin'ny fotoana raika, ianareo koa de vahiny tamin'Andriamanitra sady fahavalony tan-dohany sy tamin'ireo asa ratsy. Fa amizao Izy no nampihavana anareo tamin'ny vatagny manontolo tamin'ny alalan'ny fahafatesana. Namboariny izany mba hagnavotra anareo ho masina, tsy hanam-pondro agnatrehany, sady nanala baraka Azy noho ny fagnaratsiana, ndreka manohy amin'ny finohana anareo, de aza mihataka amin'ny fanantenana mahatoky ny filazantsara zegny regninareo. Ity no filazantsara zay nizakaina tamin'ny olona marobe