Thu Oct 24 2019 16:25:18 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 16:25:19 -04:00
parent c75875104c
commit c8d1b977b0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Izy lohan'ny vatagna, mbàn'ny fengonana. Izy no fanombohana sady teraka voalohany aveo eo agnivon'ny maty, sady izy nanagna pilasy voalohany teo agnivon'ny raha marobe. Satria sitrakan'Andriamanitra ny tokony hiaignan'ny fahatsarana marobe amin'Azy ao, sady mba hampiavana avy amin'ny Zanaka lahy amin'ny raha marobe amin'izy tegnany my. Andriamanitra de nihavagna
\v 18 Izy lohan'ny vatagna, mbàn'ny fengonana. Izy no fanombohana sady teraka voalohany aveo eo agnivon'ny maty, sady izy nanagna pilasy voalohany teo agnivon'ny raha marobe. \v 19 Satria sitrakan'Andriamanitra ny tokony hiaignan'ny fahatsarana marobe amin'Azy ao, \v 20 sady mba hampiavana avy amin'ny Zanaka lahy amin'ny raha marobe amin'izy tegnany my. Andriamanitra de nihavagna avy tamin'ny ràn'ny hazo fijalena. Andriamanitra mampihavana ny raha marobe tamin'ny tegnany, na amin'ny raha marobe aty ambonin'ny tany ndre ny raha marobe an-danitra agny.