Thu Oct 24 2019 17:05:19 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:05:20 -04:00
parent 3b46f53783
commit b5ba4eece0
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 \v 23 Tamin'ny fotoana raika, ianareo koa de vahiny tamin'Andriamanitra sady fahavalony tan-dohany sy tamin'ireo asa ratsy. Fa amizao Izy no nampihavana anareo tamin'ny vatagny manontolo tamin'ny alalan'ny fahafatesana. Namboariny izany mba hagnavotra anareo ho masina, tsy hanam-pondro agnatrehany, sady nanala baraka Azy noho ny fagnaratsiana, ndreka manohy amin'ny finohana anareo, de aza mihataka amin'ny fanantenana mahatoky ny filazantsara zegny regninareo. Ity no filazantsara zay nizakaina tamin'ny olona marobe niforognony ambanin'ny lanitra. Ity no filazantsara zegny, nahatonga anaha, Paoly, ho mpanompo.
\v 21 Tamin'ny fotoana raika, ianareo koa de vahiny tamin'Andriamanitra sady fahavalony tan-dohany sy tamin'ireo asa ratsy. \v 22 Fa amizao Izy no nampihavana anareo tamin'ny vatagny manontolo tamin'ny alalan'ny fahafatesana. Namboariny izany mba hagnavotra anareo ho masina, tsy hanam-pondro agnatrehany, sady nanala baraka Azy noho ny fagnaratsiana, \v 23 ndreka manohy amin'ny finoana anareo, de aza mihataka amin'ny fanantenana mahatoky ny filazantsara zegny regninareo. Ity no filazantsara zay nizakaina tamin'ny olona marobe niforognony ambanin'ny lanitra. Ity no filazantsara zegny, nahatonga anaha, Paoly, ho mpanompo.

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Amin'izao zaho de faly amin'ny fijaleko ho anareo, fa zaho de nameno ny nofoko zegny tsy ampy tamin'ny

View File

@ -44,6 +44,7 @@
"01-11",
"01-13",
"01-15",
"01-18"
"01-18",
"01-21"
]
}