Fri Oct 25 2019 09:29:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 09:29:33 -04:00
parent 22ffe995cc
commit 797028541b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avelay ny fiadanan'i Kristy hanapaka amin'ny fonareo. Amin'ny fiadanana izany no nagnatsavana anareo ho vatagna raika. Sady misaora. Avelay ny tenin'i Kristy hipetraka maro aminareo. Aamin'ny hakantena maro mifampenara de mifagnanara amin
Avelay ny fiadanan'i Kristy hanapaka amin'ny fonareo. Amin'ny fiadanana izany no nagnatsavana anareo ho vatagna raika. Sady misaora. Avelay ny tenin'i Kristy hipetraka maro aminareo. Aamin'ny hakantena maro mifampenara de mifagnanara amin'ny salamo mban'ny fihira de hira ara- pagnahy. Mihira amin'ny fisaorana am-ponareo ho an'Andriamanitra. Ndre ino ndre ino ataonareo, na amin'ny zaka ndre amin'ny asa,