Thu Oct 24 2019 16:09:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
48bbda9dec
commit
44c3fe3d1a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 11 Mivavaka ho anareo zahay mba hazoanareo hery amin'ny fahezana marobe magnaraka ny herin'ny voninahitra amin'ny feretana mbàn'ny faharetana. \v 12 Mivavaka zahay mba hisaotra an'ny Abantsena am-pifalena anareo, zay nafaranareo hanagna anjara amin'ny lovan'ny mpino amin'ny fahazavana [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: misy dikan-teny sasany mivaky hoe: "zegny nahafahantsika nagnana anjara"].
|
||||
\v 11 Mivavaka ho anareo zahay mba hazoanareo hery amin'ny fahezana marobe magnaraka ny herin'ny voninahitra amin'ny feretana mbàn'ny faharetana. \v 12 Mivavaka zahay mba hisaotra an'ny Abantsena am-pifalena anareo, zay nafaranareo hanagna anjara amin'ny lovan'ny mpino amin'ny fahazavana [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: misy dikan-teny sanagnymivaky hoe: "zegny nahafahantsika nagnana anjara"].
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 13 Namonjy antsena tamin'ny fanapahan'ny aizina sy namindra antsena ho agny amin'ny fanjakan'ny Zanagny lahy malalany Izy. \v 14 Ao amin'ny Zanagny lahy no anagnantsena ny fanavotana, ny famelàna ny fahotana. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: misy dikan-teny sasany mivaky hoe: Ao amin'ny Zanagny lahy no anagnantsena ny fanavotana amin'ny alalan'ny ràny, de ny famelàna ny fahotana."]
|
||||
\v 13 Namonjy antsena tamin'ny fanapahan'ny aizina sy namindra antsena ho agny amin'ny fanjakan'ny Zanagny lahy malalany Izy. \v 14 Ao amin'ny Zanagny lahy no anagnantsena ny fagnavotana, ny famelàna ny fahotana. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: misy dikan-teny sanagny mivaky hoe: Ao amin'ny Zanagny lahy no anagnantsena ny fagnavotana amin'ny alalan'ny ràny, de ny famelàna ny fahotana."]
|
Loading…
Reference in New Issue