Thu Oct 24 2019 18:23:19 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
bb6df9b4b7
commit
323ddd1f46
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\c 3 Ka na Andriamanitra nampitsangana anareo niaraka tamin'ny Kristy, Eragno ny raha ambony agny, zegny ipetrahan'i Kristy eo an-tanagn'ankavanan'Andrimanitra. Eritrereto ny raha ambony agny, fa tsy ny raha eto an-tany. Fa efa aty anareo, sady fiaignanareo de mivony miaraka amin'i a
|
||||
\c 3 \v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ka na Andriamanitra nampitsangana anareo niaraka tamin'ny Kristy, Eragno ny raha ambony agny, zegny ipetrahan'i Kristy eo an-tanagn'ankavanan'Andrimanitra. Eritrereto ny raha ambony agny, fa tsy ny raha eto an-tany. Fa efa aty anareo, sady fiaignanareo de mivony miaraka amin'i Kristy amin'Andriamanitra. Ndreka miseho Kristy, zay fiaignanareo, de anareo koa hiaraka hiseho amin'Azy amim-boninahitra. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: ny dikan-teny taloha sanagny mizaka hoe: " miseho Kristy, izay fiainanareo, dia ianareo ihany koa dia hiara-hiseho miaraka aminy am-boninahitra.]
|
Loading…
Reference in New Issue