Sun Nov 17 2019 17:41:22 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 17:41:22 -08:00
commit 00e5da1e7c
41 changed files with 92 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 1 \v 1 Paoly, de apostolin'i Kristy Jesôsy avy amin'ny sitrapon'Andrimanitra, de i Timoty rahalahintsika, \v 2 ho an'ny mpino mbàn'ny rahmahy matoky amin'ny Kristy zay agny Kolosia. Ho aminareo anie ny fahasoavana, mbàn'ny fedanana avy amin'Andriamanitra Abantsena. [Fagamarihana ambanin'ny pejy: misy dikan-teny sasany magnampy hoe: " ny Tompo Jesôsy Kristy"]. \v 3 Magnome fisôrana an'Andriamanitra antsena, izay i Aban'ny Tompontsena Jesôsy Kristy, sady mivavaka ho anareo fezay zahay.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Efa regninay ny finoanareo an'i Kristy Jesôsy mbàn'ny fitiavana izay anagnanareo ho an'ny zegny voatokana ho an'Andriamanitra. \v 5 Managna an'ny fitiavana izany anareo avy amin'ny fagnantegnana aazo antoka ho anareo agny an-danitra. Regninareo ny mikasika an'io fagnantegnana azo antoka io talohan'ny zaka amin'ny fahamarinana, ny filazantsara, \v 6 tonga aminareo. Ity filazantsara ity de mitondra vokatra maro magneragna an'izao tontolo izao. Izany de efa nagnano an'izany taminao my koa nanomboka tamin'ny andro naregnesanao an'azy sady nenaranao ny momban'ny fahasoavan'Andriamanitra amin'ny marina.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ity filazantsara izay nenaranareo tamin'ny Epafra, iazy mpiara-manompo malalantsena, zay mpanompo mahatokin'i Kristy amin'ny anarantsena. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: misy dikan-teny sasany mivaky hoe: " Amin'ny anaranareo"] \v 8 Nampahafatarin'ny Epafra anay ny fitiavanareo Fanahy.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Avy amin'io fitiavana io, nanomboka tamin'ny andro naregnesanay an'izany de tsy nijanogna nivavaka ho anareo zahay. Nangatahinay mba ho feno fahalalanan'ny sitrapony amin'ny fahakantena marobe mbàn'ny fahalalana ara-panahy anareo. \v 10 Nivavaka zahay mba handehananareo am-pahamendrehana amin'ny Tompo amin'ny fomba ankasitrahan'Andriamanitra.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Mivavaka ho anareo zahay mba hazoanareo hery amin'ny fahezana marobe magnaraka ny herin'ny voninahitra amin'ny feretana mbàn'ny faharetana. \v 12 Mivavaka zahay mba hisaotra an'ny Abantsena am-pifalena anareo, zay nafaranareo hanagna anjara amin'ny lovan'ny mpino amin'ny fahazavana [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: misy dikan-teny sanagnymivaky hoe: "zegny nahafahantsika nagnana anjara"].

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Namonjy antsena tamin'ny fanapahan'ny aizina sy namindra antsena ho agny amin'ny fanjakan'ny Zanagny lahy malalany Izy. \v 14 Ao amin'ny Zanagny lahy no anagnantsena ny fagnavotana, ny famelàna ny fahotana. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: misy dikan-teny sanagny mivaky hoe: Ao amin'ny Zanagny lahy no anagnantsena ny fagnavotana amin'ny alalan'ny ràny, de ny famelàna ny fahotana."]

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ny Zanaka lahy de endrik'Andriamanitra tsy hita maso. Izy no teraka voalohany tamin'ny fihariana. \v 16 Fa avy amin'Azy no namorognana ny raha marobe, zegny an-danitra agny mbàn'ny zegny ambonin'ny tany aty, ny raha hita maso sady tsy hita maso. Ndre ny seza fiandrianana, ndre ny fanapahana, ndre ny fitondra^m-panjakana, ndre ny manam-pahefana, ny raha marobe de niforognona avy amin'Azy aby sady ho an'Azy. \v 17 Izy no alohan'ny raha marobe, sady amin'Azy no haharetana ny raha marobe.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Izy lohan'ny vatagna, mbàn'ny fengonana. Izy no fanombohana sady teraka voalohany aveo eo agnivon'ny maty, sady izy nanagna pilasy voalohany teo agnivon'ny raha marobe. \v 19 Satria sitrakan'Andriamanitra ny tokony hiaignan'ny fahatsarana marobe amin'Azy ao, \v 20 sady mba hampiavana avy amin'ny Zanaka lahy amin'ny raha marobe amin'izy tegnany my. Andriamanitra de nihavagna avy tamin'ny ràn'ny hazo fijalena. Andriamanitra mampihavana ny raha marobe tamin'ny tegnany, na amin'ny raha marobe aty ambonin'ny tany ndre ny raha marobe an-danitra agny.

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Tamin'ny fotoana raika, ianareo koa de vahiny tamin'Andriamanitra sady fahavalony tan-dohany sy tamin'ireo asa ratsy. \v 22 Fa amizao Izy no nampihavana anareo tamin'ny vatagny manontolo tamin'ny alalan'ny fahafatesana. Namboariny izany mba hagnavotra anareo ho masina, tsy hanam-pondro agnatrehany, sady nanala baraka Azy noho ny fagnaratsiana, \v 23 ndreka manohy amin'ny finoana anareo, de aza mihataka amin'ny fanantenana mahatoky ny filazantsara zegny regninareo. Ity no filazantsara zay nizakaina tamin'ny olona marobe niforognony ambanin'ny lanitra. Ity no filazantsara zegny, nahatonga anaha, Paoly, ho mpanompo.

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Amin'izao zaho de faly amin'ny fijaleko ho anareo, fa zaho de nameno ny nofoko zegny tsy ampy tamin'ny fahoren'i Kristy avy amin'ny vatagnany, de ny fengonana. \v 25 Avy tamin'ny fengonana no nahampanompo anaha, magnaraka ny andraikitra avy amin'Andriamanitra zegny nomeny anareo, mba hahatanteraka ny tenin'Andriamanitra. \v 26 Io ny marina mivony sady navony nandritran'ny taona maro sady ho an'ny taranaka. Fa amin'izao de hita izany tamin'iary zareo zegny mino. \v 27 Tamin'iary zareo no ten'Andriamanitra nampafantarana an'ny voninahitran'ny fahamarinana mivony tagnivon'ny Jentilisa. Kristy ao aminao izany, ny tokin'ny voninahitra ho avy.

1
01/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 De nitory an'Azy zahay. Nagnanatra ny olona marobe zahay, sady nampianatra ny olona marobe tamin'ny fahakantena marobe, mba hagnomezantsena ny olona marobe fenno aain'ny Kristy. \v 29 Izany ny mahatonga anaha miasa mafy sady miezaka magnaraka ny tanjakany miasa aminaha ato amin'ny hery.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Kolosiana Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 2 \v 1 Fa teko ho fantanareo ny hagnoasan'ny tologna nataoko ho anareo, ho an'iary zareo any Laodikia, mbàn'ny maro mbola tsy nahita ny tarehiko tamin'ny nofo. \v 2 Miasa aho mba hampantanjaka ny fon'iary zareo amin'ny fampiresana an'iary zareo miaraka amin'ny fitiavana mbàn'ny harena maro amin'ny fahalalana azo antoka , ho amin'ny ny fahamarinana mivony ao amin'Andriamanitra, midika hoe, i Kristy. \v 3 Amin'Azy ny harenan'ny fahakantena mbàn'ny fahalalana marobe mivony.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Zakaiko izany mba tsy hitaritana anareo amin'ny lahateny tsara lahatra. \v 5 Ndre de tsy miaraka aminareo amin'ny nofo aho, de miaraka aminareo amin'ny fanahy, Mahafaly anaha ny mahita anareo milamina tsara mbàn'ny tanjakan'ny finoanareo an'i Kristy.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Na nandray an'i Kristy Tompo anareo, de mandiana amin'Azy. \v 7 Mifikira mafy amin'Azy, mioregna tsara amin'Azy de mioregna amin'ny finoana zegny efa nampenarinareo anareo, sady magnome fisaorana.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Tandremo sao de hisy olona hanambotra anareo avy amin'ny filozofia na ny fitaka fahatany karan'ny fataon'olona, zegny magnaraka ny endrikan'izao tontolo izao, fa tsy magnaraka ny an'i Kristy. \v 9 Fa amin'Azy no mipetraka ny fahatsaran'ny tegnan'Andriamanitra maro be.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Feno anareo amin'Azy ao. Izy no lohan'ny hery mban'ny fahefana marobe. \v 11 Tamin'Azy my koa anareo no noforaina tamin'ny famorana zay tsy namboarin'olombelona amin'ny fagnesorana ny nofo amin'ny vatagna, fa tamin'ny famoran'i Kristy. \v 12 Nalevina niaraka tamin'Azy tamin'ny batisa anareo, sady tamin'Azy koa no nagnanganana anareo avy tamin'ny finoana maherin'Andriamanitra, zay nanangana an'Azy tamin'ny zegny maty.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Tamin'ny nahafatesanareo tamin'ny fahotana mban'ny tsy famorana ny nofonareo, de Izy no namelogna anareo niaraka tamin'Azy sady namela antsena tamin'ny fahotantsena marobe. [Fagnamarihana: misy dikan-teny taloha sanagny mivaky hoe: "de namela ny fahotantsena marobe"] \v 14 Nifafany ny fitehirazana soratran'ny trosan'ny fahafahana mban'ny fitsipika nifanohitra tamintsena. Nalainy aby izany de nifantsiany tamin'ny hajo fijalena. \v 15 Nalainy koa ny hery mban'ny fahefana, sady Izy nagnano fampisehoana tamason'iary zareo, nandresy ambonin'iary zareo tamin'ny hazo fijalena.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ka, aza apetraka hisy hitsara anareo ndre amin'ny fihinana ndre amin'ny fisotroana, ndre amin'ny andro fety ndre amin'ny volana vaovao, ndre amin'ny andro Sabata. \v 17 Izany tandindognan'ny raha ho avy, fa ny tena izy de i Kristy.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Aza apetraka hisy ndre iza ndre iza miaragna fanetrentegna mban'ny fideranan'ny anjely hitsara anareo ka tsy ka tsy hazaonareo ny lokanareo. Ny olona karan'izany de miditra amin'ny raha hitany ka manjary mirehareha amin'ny fisaignan'ny nofony. \v 19 Tsy mitàna ny lohany izy. Zany de avy amin'ny saigna nomen'Andriamanitra ny vatagna marobe magneragna ny vanin-taolagnany mban'ny hozatrany magnome ka mitàna an'ny raha marobe izany mitambatra; zany de mitombo miaraka amin'ny fampitomboana nomen'Andriamanitra.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Na maty niaraka tamin'i Kristy anareo tamin'ny endrikan'izao tontolo izao, nagnino arika anareo miaigna karan'ny voatery amin'ny tany: \v 21 "Aza mihodigna, aza magnandragna, sady aza mikasika?" \v 22 Izany raha marobe izany de ho fahalovana, magnaraka ny torolalana mban'ny fampenaran'olombelona. \v 23 Io fitsipika io de managna fahakantenan'ny fomba fivavahana, ny fagnetren-tegna zay nataon'ny tegnany manokana sady fampijalena ny vatagna. Fa iary zareo de tsisy dikany amin'ny fanoherana fandeferan'ny filan'ny nofo.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Kolosiana Toko Faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 3 \v 1 Ka na Andriamanitra nampitsangana anareo niaraka tamin'ny Kristy, Eragno ny raha ambony agny, zegny ipetrahan'i Kristy eo an-tanagn'ankavanan'Andrimanitra. \v 2 Eritrereto ny raha ambony agny, fa tsy ny raha eto an-tany. \v 3 Fa efa aty anareo, sady fiaignanareo de mivony miaraka amin'i Kristy amin'Andriamanitra. \v 4 Ndreka miseho Kristy, zay fiaignanareo, de anareo koa hiaraka hiseho amin'Azy amim-boninahitra. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: ny dikan-teny taloha sanagny mizaka hoe: " Ndreka miseho Kristy, izay fiaignanareo, de anareo my koa de hiaraka miseho amim-boninahitra.]

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Vonio, aveo, ny mpikambana eto an-tany-ny filan-dratsy, fahalotoana, firehetan'ny filana, fagniriana ratsy sady fahatendana, ny fanompoan-tsampy. \v 6 Avy amin'ny raha io no nahatongavan'ny havigniranan'Andriamanitra amin'ny zanaka ny tsy fankatoavana. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: Ny dikan-teny taloha sanagny mivaky hoe: " Avy amin'io no mahatonga ny havigniran'Andriamanitra."] \v 7 Tamin'ny raha nandehananareo io taloha my koa ndreka mbola niaigna tamin'io anareo. \v 8 Fa amin'izao anareo de tsy maintsy magnary an'ny raha marobe io - fahasorenana, , havignirana, ny fiakasan-dratsy, ny fanevatevana, mban'ny ny fahavetavetana avy amin'ny vavanareo.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Aza mifametsy, fa efa narenareo ny toetra taloha miaraka amin'ny fampiharana an'izany, \v 10 sady namboarinareo ny toetra vaovao navaozina amin'ny fahalalana magnaraka ny endrika an'ny zegny namorogna an'izany. \v 11 Amin'izany de tsisy Grika miaraka amin'ny Jiosy, voafora mban'ny tsy voafora, barbarian, Sktyana, andevo, olon'afaka, fa i Kristy no maro, sady amin'ny maro.

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Ka, misikina, magnaraka ny maha-olom-boafidin'Andriamanitra, masina sady malala, famindram-po, hatsaram-panahy, fanetren-tegna, fahalem-pagnahy, mban'ny faharetana. \v 13 Mifampitondrà tsara. Mifamelà. Ndreka misy olona managna fitaregnana amina olona hafa, mamelà karan'ny namelan'ny Tompo anareo. \v 14 Ambonin'ny raha marobe io, managnà fitiavana, zegny mamatotra antsena amin'ny fahantanterahana.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Avelay ny fiadanan'i Kristy hanapaka amin'ny fonareo. Amin'ny fiadanana izany no nagnatsavana anareo ho vatagna raika. Sady misaora. \v 16 Avelay ny tenin'i Kristy hipetraka maro aminareo. Aamin'ny hakantena maro mifampenara de mifagnanara amin'ny salamo mban'ny fihira de hira ara- pagnahy. Mihira amin'ny fisaorana am-ponareo ho an'Andriamanitra. \v 17 Ndre ino ndre ino ataonareo, na amin'ny zaka ndre amin'ny asa, ataovy amin'ny agnaran'ny Tompo Jesôsy ny raha maro be. Magnomeza fisaorana an'Andriamanitra ny Ray avy amin'Azy.

1
03/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ho an'ny viavy, magneke ny vadinareo, fa mety amin'ny Tompo izany. \v 19 Ho an'ny lilahy, tiavo vadinareo, sady aza maseka amin'iary zareo. \v 20 Ho an'ny zanaka, magnaja ny ray aman-dreninareo amin'ny raha marobe, fa mety amin'ny Tompo izany. \v 21 Ho an'ny ray, aza magnano zay raha mampalahelo ny zanakareo, mba tsy ho ketraka iary zareo.

1
03/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ho an'ny andevo, magneka ny tomponareo magnaraka ny nofo amin'ny raha marobe, tsy amin'ny asa amasony eo, fa amin'ny fo tsotra. Matahora an'ny Tompo. \v 23 Ndre ino ndre ino ataonareo, miasà avy amin'ny fagnahinareo kara hoe an'ny Tompo fa tsy an'olon. \v 24 Fantanareo fa anareo de handray valisoan'ny lova agny amin'ny Tompo. Izy no Tompo Kristy zay tompoinareo. \v 25 Fa zegny magnano ny tsy fahamarinana de handray ny sazy amin'ny tsy fahamarinana nataony, sady tsisy fagnavakavahana.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Kolosiana Toko Faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 4 \v 1 Ry tompo, omeo an'ny andevo ndregny marina mban'ny rariny. Fantanareo fa anareo my koa de managna tompo raika an-danitra agny.

1
04/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2 Managna faharetana amin'ny fivavahana. Membena amin'ny fagnomezana fisaorana. \v 3 Meresa mivavaka aminay my koa, mba hamoahan'Andriamanitra varangaragna ho an'ny zakany, mba hizakana ny fahamarinana mivony ao amin'ny Kristy. Avy amin'izany, de vafatotra aho. \v 4 Mivavaha mba ahafahako magnazava an'izany, na tokony hizaka aho.

1
04/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Mikantia ndreka amin'olona ambelagny agny, de magnararaota amin'ny fotoana. De ampereso amin'ny fahasoavana fezay ny raha zakainareo. \v 6 Avelay ny fizakanareo ho amina hankatena, amin'izay anareo mba hahalala ny fomba tokony hamaliana ny olona tsitokantokana.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Na ny raha momba anaha, de i Tykyko no hamafantatra an'io aminareo. Izy de rahalahy tena teko, mpanompo atokisana, sady mpiara-manompo amin'ny Tompo. \v 8 Nampandianiko aminareo agny izy tratrin'ny, mba hafantaranareo ny raha momba anay, sady mba ankaherezanay ny fonareo. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: ny dikan-teny sanagny taloha mivaky hoe: "Nampandianiko aminareo agny izy tratrin'ny, mba hafantaranareo ny raha momba anay, sady mba ankaherezanay ny fonareo." ] \v 9 Nampandianiko niaraka tamin'i Onesimosy izy , ny rahalahy atokisana sady malala, sady raika aminareo. Iary zareo no hizaka aminareo ny raha marobe niseho taty.

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Aristarko, ny miara-migadra aminaha, de magnotsafa anareo, karan'izany koa i Marka, havan'ny Barnabasy (zay nazahoanareo beko; ka ndreka mandeha aminareo izy, de reso), \v 11 sady Jesôsy my koa nagnantso an'ay hoe: Josto. zegny avy amin'ny voafora io my no mpiara-miasa aminaha ho an'ny fanjakan'Andriamanitra. Fampiognonana ho anaha io.

1
04/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Epafra de magnotsafa anareo. raika aminareo sady mpanompon'i Kristy Jesôsy. Mitoogna am-bavaka aho anreo fezay izy, mba hatonga lafatra anareo, sady hazahoana antoka tanteraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra marobe. \v 13 Fa izaho de mijoro vavolombelona ho an'azy, fa miasa mafy ho anareo izy, de ho an'ny Laodika, mban'ny zegny agny Hierapolia. \v 14 Lioka ny mpitsabo malala mairaka amin'i Demasy de magnotsafa anareo.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Agnotsafay ny rahalahy any Laodika, de Nymfa, mban'ny fengonana an-dragnony. \v 16 Ndreka voavaky agnivonareo taratasy ity, de vakio am-pengonan'ny Laodika my koa, de ataovy voavakinareo my koa ny taratasy avy agny Laodika. \v 17 Zakay i Arikipo hoe: "Tandremo tsara ny asa fanompoanazay niresinareo tamin'ny Tompo, fa tokony vitainareo izany."

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ity fagnamboaram-beloma ity de nisoratan'ny tagnako manokana -Paoly. Tadidio ny fifatorako. Enga anie ka ho aminareo ny fahasoavana.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Kolosiana Toko Faha 4

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -25,5 +26,12 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 38dc683c2705ae5e1a802c1a28dae25a63ee5c4f
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).

View File

@ -32,6 +32,49 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"LAPTOP-HA9V2PJ1",
"HA9V2PJ1"
],
"finished_chunks": [
"01-title",
"01-01",
"01-04",
"01-07",
"01-09",
"01-11",
"01-13",
"01-15",
"01-18",
"01-21",
"01-24",
"01-28",
"02-title",
"02-01",
"02-04",
"02-06",
"02-08",
"02-10",
"02-13",
"02-16",
"02-18",
"02-20",
"03-title",
"03-01",
"03-05",
"03-09",
"03-12",
"03-15",
"03-18",
"03-22",
"04-title",
"04-01",
"04-02",
"04-05",
"04-07",
"04-10",
"04-12",
"04-15",
"04-18"
]
}