-x-antambahoaka_3jn_text_reg/01/11.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 11 A malala, aza mangala karan'ny zegny ratsy fa zegny tsara. Ny raika zegny magnano ny tsara de an'Andriamanitra; ny raika zegny magnano ny ratsy de tsy nahita an'Andriamanitra. \v 12 Ny maro mban'ny fahamarinana de vavolombelona magnambara an'i Demetrio. Izahay my koa de mijoro vavolombelona , sady fantatrao fa marina ny fagnambaranay.