-x-antambahoaka_3jn_text_reg/01/09.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 9 Nanoratra raha tamin'ny fengonana aho, kanefa Diotrefa, raika te-lohany amin'iary zareo, de ts nagneky anay. \v 10 Noho izany, ndreka tonga aho, de tadidiko ny asa zegny natàny io, ny fomba nizakany raha mahasorena manohitra anay miaraka amin'ny zaka ratsy. Tsy afa-po tamin'ny asa, de tsy mandray ny rahalahy izy. Nandrara an'ny zegny te-hagnano kara an'izany izy sady nandrôka an'iary zareo hivôka ny fengonana.