-x-antambahoaka_3jn_text_reg/01/05.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 5 A malala, magnano asa azo itokisana anao na amin'ny ino na ino asa atànao ho an'ny rahalahy mban'ny vahiny, \v 6 zay nijoro vavolombelona ny fitiavanao tagnatrehan'ny fengonana. Tsara ny atànaona alefanao mandeha amin'ny fomba mendrika an'Andriamanitra iary zareo, \v 7 satria avy amin'ny agnarana no nengana, tsy nitondra na ino na ino avy tamin'ny Jentilisa. \v 8 Noho izany antsena de tokony hangala ny karan'izany, mba ho mpiara-miasa amin'ny fahamarinana antsena.