diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index b207a03..a25de09 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -Izaho loholona mamanga an'i Galo malala, ny teko amin'ny fahamarinana. A malala, mivavaka aho mba tahiana amin'ny raha marobe anao sady ho salama, kara ny hitahena ny fagnahinao. Fa de faly be aho ndreka nisy rahalahy tonga sady nijoro vavolombelona tamin'ny fahamarinanao, kara ny andehananaao amin'ny marina. Tsy managna hafalena be noho ity aho \ No newline at end of file +Izaho loholona mamanga an'i Galo malala, ny teko amin'ny fahamarinana. A malala, mivavaka aho mba tahiana amin'ny raha marobe anao sady ho salama, kara ny hitahena ny fagnahinao. Fa de faly be aho ndreka nisy rahalahy tonga sady nijoro vavolombelona tamin'ny fahamarinanao, kara ny andehananaao amin'ny marina. Tsy managna hafalena be ambonin'ity aho, de ny haregnesako fa mandeha amin'ny fahamarinana ny zanako. \ No newline at end of file