\v 6 Ilaina ny fandraisan'ny mpamboly zegny miasa mafy ny anjara vokatra voalohany. \v 7 Saino ny momba an'ny zegny zakaiko, fa ny Tompo no hagnome anareo ny fahatakarana amina'ny raha marobe