auto save
This commit is contained in:
parent
f109cb6b32
commit
b6df88f4b4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa na anareo koza, de efa nagnaraka ny fampianarako, ny fitondrana, ny fikasana, finôna, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, ny fagnenjehana, ny fijalena, mban'ny zay mitranga taminaha tany Antiokia, tagny Ikonioma sady tagny Lystra. Niharitra ny fagnenjehana aho. Avy amin'ny maro aby io, de namanjy anaha ny Tompo. Zegny maro te-hiaigna araka ny fomban'Andrimanitra ami'n
|
||||
Fa na anareo koza, de efa nagnaraka ny fampianarako, ny fitondrana, ny fikasana, finôna, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, ny fagnenjehana, ny fijalena, mban'ny zay mitranga taminaha tany Antiokia, tagny Ikonioma sady tagny Lystra. Niharitra ny fagnenjehana aho. Avy amin'ny maro aby io, de namanjy anaha ny Tompo. Zegny maro te-hiaigna araka ny fomban'Andrimanitra amin'ny Kristy Jesôsy de ho enjehina. Ny olon-dratsy mban'ny mpisandoka de ho any amin'ny ratsy kokoa hatrany. IARY ZARE
|
Loading…
Reference in New Issue