diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt new file mode 100644 index 0000000..04b4ac0 --- /dev/null +++ b/04/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 \v 5 Satria ho avy ny fotoana zay tsy hazakan'olona ny fampianarana tena marina. Fa koza, iary zareo de hisafidy mpampianatra ho anazy zay mifagnaraka amin'ny zegny teny atao. sady hanampina ny tadigniny iary zareo. Mba tsy harignesan'iary zareo ny tena fahamarinana, de hivilika ho agny amin'ny angano. \v 4 Kanefa anareo, de eritrereto tsara ny raha marobe. Hereto ny raha sarotra ; amboary n asan'ny evangelista; tanteragny fanompoanareo. \ No newline at end of file