diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index 4e861f3..7e68ac7 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 Lalanareo zany, fa zegny nipetraka tagny Azia de nivadika taminaha. Amin'ny fikambanana io ary Fizelio sy Hermozena. \v 16 Irarina ny Tompo hagnome famindram-po amin' ny tokatranon'i Onesiforo, satria nampahery anaha matetika Izy sady tsy mignetra tamin'ny gadrako. \v 17 Fa koja, ndreka tagny Rôma izy, de niaragna anaha fatratra, ka hitany zaho.\v 18 Ny Tompo ane hitahy an'azy ka hahitany famindram-po avy amin'azy amin'zany andro zany. Tamin'iregny fomba marobe nagnampeny anaha tagny Efesôsy, de fantatrareo tsara. \ No newline at end of file +\v 15 Lalanareo zany, fa zegny nipetraka tagny Azia de nivadika taminaha. Amin'ny fikambanana io ary Fizelio sy Hermozena. \v 16 Irarina ny Tompo hagnome famindram-po amin' ny tokatranon'i Onesiforo, satria nampahery anaha matetika izy sady tsy megnatra tamin'ny gadrako. \v 17 Fa koja, ndreka tagny Rôma izy, de niaragna anaha fatratra, ka hitany zaho.\v 18 Ny Tompo anie hitahy an'azy ka hahitany famindram-po avy amin'azy amin'zany andro zany. Tamin'iregny fomba marobe nagnampeny anaha tagny Efesôsy, de fantatrareo tsara. \ No newline at end of file