2019-12-12 13:20:35 +00:00
|
|
|
\v 1 Noho izany anao, a zanako, mahereza amin'ny fahasoavana zegny amin'ny Jesôsy Kristy. \v 2 Ny raha regninareo avy aminaha tagnatrehan'ny vavolombelona maro, de hankino amin'olona mahatoky zegny afaka hampianatra ny sasany koa.
|