-x-antambahoaka_2th_text_ulb/03/01.txt

1 line
334 B
Plaintext

\c 3 \v 1 Ry rahalahy, mivavaha ho anay mba hiderana sy hagnomezana voninahitra ny zakan'ny Tompo, de karan'izany my koa aminareo. \v 2 Mivavaha mba ho afaka amin'ny ratsy fagnahy mban'ny olona ratsy anay, tsy olona aby io de manana finoana. \v 3 Ny Tompo ndreka de mahatoky, zay magnamafy tsara sady miambonga anareo amin'ny ratsy.