auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 05:45:06 -04:00 committed by root
parent 935dfd8de0
commit 00d0d8c850
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nony zany de mivavaka fehizay ho anareo my koa zahay. Mivavaka zahay mba ho tsara ny hangalan'Andriamanitra antsena amin'ny fiantsoana anareo. Mivavaka zahay mba hataony amin'ny heriny ny fagnirianareo ny fahatsarana sy ny asan'ny finoana marobe. Mivavaka ho an'zany raha zany zahay mba omenareo voninahitra ny agnaran'i Jesôsy Tompontsena. Mivavaka zahay mba hagnomezany voninahitra anareo, nony
\v 11 Nony zany de mivavaka fehizay ho anareo my koa zahay. Mivavaka zahay mba ho tsara ny hangalan'Andriamanitra antsena amin'ny fiantsoana anareo. Mivavaka zahay mba hataony amin'ny heriny \v 12 ny fagnirianareo ny fahatsarana sy ny asan'ny finoana marobe. Mivavaka ho an'zany raha zany zahay mba omenareo voninahitra ny agnaran'i Jesôsy Tompontsena. Mivavaka zahay mba hagnomezany voninahitra anareo, nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra atsena sy Jesôsy Kristy Tompo.