-x-antambahoaka_2pe_text_reg/03/05.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 5 Komay ataon'iary zareo adigno fa ny lavitra sy ny tany de nisy avy tamin'ny rano sady tamin'ny alalan'ny rano, efa ela be, \v 6 nohon'ny didin'Andriamanitra, de avy tamin'io raha io my, no nandràvana ny raha marobe tamin'izany fotôna izany, tamin'ny ranobe. \v 7 Fa amin'izao ny lanitra ny tany de natokana ho an'ny afo non'io didy io my. Iary zareo de vôtokana ho amin'ny andron'ny fitsarana mban'ny fandringanana ny olona ratsy fagnahy.