auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-14 09:48:49 -05:00 committed by root
parent e9a057aa5f
commit dc7765c94f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny biby tsy manam-pagnahy io de natao ho samborina sady potehina. Tsy fantan'iary zareo ny raha tsiratsirain'iary zareo. Ho potika iary zareo. Hangala ny valisoan'ny raha ratsy namboariny iary zareo. Mieritreritra iary zareo fa ny tsy fitsitsiana mandritran'ny andro de fahafinaretana. Iary zareo de be pentipentigna mban'ny tsigny. Matsatsara an'iary zareo ny asa famitahan'iary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasany de mivaky karan'izao: "Mahafinaritra an'iary zareo ny asan'ary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo amin'ny sakafom-pifankatiavana.") Adalam-behivavy mijangajanga
Fa ny biby tsy manam-pagnahy io de natao ho samborina sady potehina. Tsy fantan'iary zareo ny raha tsiratsirain'iary zareo. Ho potika iary zareo. Hangala ny valisoan'ny raha ratsy namboariny iary zareo. Mieritreritra iary zareo fa ny tsy fitsitsiana mandritran'ny andro de fahafinaretana. Iary zareo de be pentipentigna mban'ny tsigny. Matsatsara an'iary zareo ny asa famitahan'iary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasany de mivaky karan'izao: "Mahafinaritra an'iary zareo ny asan'ary zareo ndreka mihinagna miaraka aminareo amin'ny sakafom-pifankatiavana.") Adalam-behivavy mijangajanga ary zareo; tsy afa-po amin'ny fahotana mihitsy iary zareo. sady managna fo voaofana amin'ny fitsiriritana iary zareo. Zanakan'ny fagnozognana iary zareo io