Fa maro iregny mpamitaka efa misy agny amin'zao tontolo zao, sady izy iregny de magneky fa Jesôsy Kristy de tonga tamin'ny nofo. Zany no mpamitaka sy antikristy.