-x-antambahoaka_2jn_text_reg/01/01.txt

1 line
370 B
Plaintext

Avy amin'ny loholona ka hatramin'ny viavy voafidy de iregny zanagny, zay teko amin'ny fahamarinana_- ary tsy zaho raika, fa iregny maro be zay nahafantatra ny marina my koa - nony fahamarinana zay mipetraka ao agnatintsena sady hiaraka amintsena mandrakizay. Ho amintsena ane ny fahasoavana, ny famindram-po, ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Iaba sy avy amin'i Jesô