-x-antambahoaka_2jn_text_reg/01/09.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 9 Niza niza mandeha eo aloha sady tsy mipetraka amin'ny fampianaran'i Kristy de tsy managna an'Andriamanitra. Ny olona zay mipetraka amin'ny fampianarana, zany olona zany de managna ny Iaba sy ny Zanaka. \v 10 Naha misy olona tonga eo aminao ary tsy mitondra zany fampianarana zany, de aza mandray an'azy ho ao an-dragnonao sady aza miarahaba an'azy. \v 11 Fa zay miarahaba an'azy de magnaraka amin'ny ratsy ataony.