auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-11 14:54:13 +03:00 committed by root
parent 3477cd68cb
commit e216a4022e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Faly be zaho satria nahita ny sanagny amin'iregny zanakao mandea amin'ny fahamarinana, kara ny nandraisantsena zany didy zany avy tamin'ny Iaba.\v 5 De mangataka aminao zaho, raviavy - tsy kara ny manoratra didy vaovao aminao zaho, fa zay nanagnantsena hatramin'ny voalohany - de ny tokony hifankatiavantsena samy atsena.\v 6 Izao ny fitiavana, de mba ny handehanantsena araka ny didiny. Izo ny didy, arakany regninareo hatramin'ny voalohany, de ny tokony handehananareo amin'zany.
\v 4 Faly be zaho satria nahita ny sanagny amin'iregny zanakao mandea amin'ny fahamarinana, kara ny nandraisantsena zany didy zany avy tamin'ny Iaba.\v 5 De mangataka aminao zaho, raviavy - tsy kara ny manoratra didy vaovao aminao zaho, fa zay nanagnantsena hatramin'ny voalohany - de ny tokony hifankatiavantsena samy atsena.\v 6 Izao no fitiavana, de mba ny handehanantsena araka ny didiny. Izao no didy, arakany regninareo hatramin'ny voalohany, de ny tokony handehananareo amin'zany.