diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index f288b54..856f078 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1 @@ -Na iza na iza mandea eo aloha sady tsy mipetraka amin'ny fampianaran'i Kristy de tsy managna an'Andriamanitra. Ny raika zay mipetraka amin'ny fampianarana, zany raika zany de managna ny Iaba sy ny Zanaka. Naha misy olona tonga eo aminao ary tsy \ No newline at end of file +Na iza na iza mandea eo aloha sady tsy mipetraka amin'ny fampianaran'i Kristy de tsy managna an'Andriamanitra. Ny raika zay mipetraka amin'ny fampianarana, zany raika zany de managna ny Iaba sy ny Zanaka. Naha misy olona tonga eo aminao ary tsy mitondra zany fampianarana zany, de aza mandray an'azy ho ao an-dragnonao sady aza miarahaba an'azy. Fa \ No newline at end of file