auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-11 14:54:13 +03:00 committed by root
parent 4e12c210ad
commit 96c117b0bf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na iza na iza mandea eo aloha sady tsy mipetraka amin'ny fampianaran'i Kristy de tsy managna an'Andriamanitra. Ny raika zay mipetraka amin'ny fampianarana, zany raika zany de managna ny Iaba sy ny Zanaka. Naha misy olona tonga eo aminao ary tsy mitondra zany fampianarana zany, de aza mandray an'azy ho ao an-dragnonao sady aza miarahaba an'azy. Fa zay miarahaba an'azy de
Na iza na iza mandea eo aloha sady tsy mipetraka amin'ny fampianaran'i Kristy de tsy managna an'Andriamanitra. Ny raika zay mipetraka amin'ny fampianarana, zany raika zany de managna ny Iaba sy ny Zanaka. Naha misy olona tonga eo aminao ary tsy mitondra zany fampianarana zany, de aza mandray an'azy ho ao an-dragnonao sady aza miarahaba an'azy. Fa zay miarahaba an'azy de mitambatra amin'ny ratsy amboariny.