diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index f1aa9c3..c80ae08 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -Faly be zaho satria nahita ny sanagny amin'iregny zanakao mandea amin'ny fahamarinana, kara ny nandraisantsena zany didy zany avy tamin'ny Iaba. De mangataka aminao zaho, raviavy - tsy kara ny manoratra didy vaovao aminao zaho, fa zay nanagnantsena hatramin'ny voalohany - de ny tokony hifankatiavantsena samy atsena. Izao ny fitiavana, de mba ny handehanantsena araka ny didiny. \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 Faly be zaho satria nahita ny sanagny amin'iregny zanakao mandea amin'ny fahamarinana, kara ny nandraisantsena zany didy zany avy tamin'ny Iaba. De mangataka aminao zaho, raviavy - tsy kara ny manoratra didy vaovao aminao zaho, fa zay nanagnantsena hatramin'ny voalohany - de ny tokony hifankatiavantsena samy atsena. Izao ny fitiavana, de mba ny handehanantsena araka ny didiny. Izo ny didy, arakany regninareo hatramin'ny voalohany, de ny tokony handehananareo amin'zany. \ No newline at end of file