-x-antambahoaka_2jn_text_reg/01/07.txt

1 line
275 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-11 11:54:13 +00:00
Fa maro iregny mpamitaka efa misy agny amin'zao tontolo zao, sady izy iregny de magneky fa Jesôsy Kristy de tonga tamin'ny nofo. Zany no mpamitaka sy antikristy. Jerevo ny tegnanao, mba tsy hahavery iregny raha zay efa vitantsena maro be, fa mba handraisantsena valim-babena