-x-antambahoaka_1th_text_ulb/05/15.txt

1 line
250 B
Plaintext

Tsisy olona mamaly ratsy ny ratsy na amin'iza na amin'iza. Fa koja, miaragna zay tsara ho an'ny tsirai-draika sady ho an'ny marobe. Mifalia fehizay. Aza megnina mivavaka. Misaora amin'ny raha marobe. Fa zany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'ny Krist