-x-antambahoaka_1th_text_ulb/05/25.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 25 Anareo rahalay, mivavaha my koa ho anay.\v 26 Arabay amin'ny fagnorohana masina ny rahalay marobe. \v 27 Magnataka aminareo amin'ny Tompo zaho mba ho vakiana amin'ny rahalay marobe ity taratasy ity. \v 28 Ho aminareo ane ny fahasoavan'i Jesôsy Kristy Tompontsika.