-x-antambahoaka_1th_text_ulb/05/23.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 23 Andriamanitry ny fiadanana ane hagnamasina anao tanteraka. Aoka ny tegnanareo raika manontolo de fehezina tsy hanagna tsigny ho amin'ny fihaven'i Jesôsy Kristy Tompontsika. \v 24 Mahatoky Izy zay magnatso anao, ny raika zay hagnano an'zany my koa.