-x-antambahoaka_1th_text_ulb/04/13.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 13 Fa tsy tenay tsy ho fantatrareo, ry rahalay, ny mikasika an'iary zareo efa maty, mba tsy hampalahelo anareo ôtra ny sanagny zay tsy managna fagnantenana amin'ny ho avy.\v 14 Fa ndreka mino atsena fa Jesôsy de maty ka velona ndreka, de kara zany no hitondran'Andriamanitra miaraka amin'i Jesôsy iregny zay efa maty tamin'azy. \v 15 Fa zao no zakainay aminareo amin'ny tenin'ny Tompo, fa atsena zay velona, zay sisa tavela amin'ny fihaven'ny Tompo, de tsy hialoha làlana iregny zay efa maty.