-x-antambahoaka_1th_text_ulb/04/01.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 1 Farany, ry rahalay, mampahery sy magnanatra anareo zahay ao amin'ny Tompo Jesôsy. Ndreka nahazo an'iregny fampianarana avy aminay anareo araka ny fomba tsy mentsy handehananareo sady hamalifalianareo an' Andriamanitra, ny amin'io làlana andehananareo my koa, de mba agnamboaranareo mihôtra noho zany.\v 2 Fa anareo de mahafantatra ny fampianarana zay nomenay anareo tamin'ny alalan'i Jesôsy Tompo.