-x-antambahoaka_1th_text_ulb/02/10.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 10 Ianareo no vavolombelona, sady Andriamanitra my koa, fa masina, sy marina, ka tsy manan-tsigny ny fitondran-tegnanay taminareo zay mino.\v 11 Kara zany my koa de lalanareo hoe ôtrany aôna no nataonay taminareo tsirai-draika kara ny atao ny Iaba amin'ny zanagny nateragny,\v 12 niagnavy sady nampahery ka nadrisika anareo zahay mba handea amin'ny fomba zay tsara an'Andriamanitra, zay magnatso anareo ho ao amin'ny fanjakany sy ny voninahiny manokana.