-x-antambahoaka_1th_text_ulb/05/08.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 8 Fa na mbola an'ny atoandro atsena, de tsy mentsy mahafehy tegna sady misikina finoana sy fitiavana ho fiarovan-tratra, ka ny antoky ny famonjena amin'ny ho avy ho fiarovan-dohantsena. \v 9 Fa Andriamanitra tsy nanokana antsena ho amin'ny fahavignirana, fa mba hazaoana famonjena amin'ny alalan'i Jesôsy Tompontsika. \v 10 Izy efa maty ho antsena, na mifoa atsena na mandry, de afaka miaraka miaigna amin'Azy.\v 11 Ka amin'zany mifampionona sy mifampahereza anareo, kara ny efa nataonareo.