-x-antambahoaka_1th_text_ulb/04/16.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 16 Fa ny tegnan'ny Tompo no hijotso avy agny an-dagnitra. Ho tonga miaraka amin'ny feo mafy be Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, sady miaraka amin'ny trômpetra an'Andriamanitra, ka ny maty ao amin'ny Kristy no hitsangana voalohany. \v 17 Aviteo atsena zay velona, zay sisa tafapetraka, hiaraka hiakatra amin'iregny egny amin'ny rahogna ka hifankahita amin'ny Tompo egny amin'ny habakabaka. Amin'ny zany de hiaraka ny Tompo mandrakizay atsena. \v 18 Noho zany, mifampahereza amin'zany teny zany.