-x-antambahoaka_1th_text_ulb/04/03.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 3 Fa zao ny sitrapon'Andriamanitra, de ny hagnamasinana anareo, mba hegnanareo amin'ny fampirafesana, \v 4 zay ahafantaran'ny tsirai-draika avy aminareo ny fomba azaona ny fanakiny ny tegnany ao amin'ny fahamasinana sy voninahitra,\v 5 tsy amin'ny filan-dratsy (kara an' iregny Jentilisa zay tsy mahalala an'Andriamanitra). \v 6 Aoka tsy olona hampitovy na hagnaratsy ny rahalainy amin'zany. Fa ny Tompo no mamaly amin'zany raha marobe zany, ôtra ny nampitandremanay mialoha sady nijoroanay vavolombelona taminareo.